Here are the complete lyrics of the song "TSY EO INTSONY" by Nony Mouv, including background, meaning, and song info.
TSY EO INTSONY by Nony Mouv Refrain Manirery aho vao nilaozanao Mangina fa tsy misy namana Izay jereko tsy hisy hahasolo anao Ny hafaliako toa nifarana Verse 1 Nanjavona nitsahatr'avy ireo hafaliana F'enao mantsy liana amin'ny tianao Dia nanohy azy any ianao Nifindra lavitr'any ianao Nandeha nisitaka leo ny fisiako ianao Sorena ka dia nandao dia izao Chorus Tsy eo intsony Tsy eo intsony ianao Tsy eo intsony Tena tsy eo intsony Refrain Manirery aho vao nilaozanao Mangina fa tsy misy namana Izay jereko tsy hisy hahasolo anao Ny hafaliako tô nifarana Verse 2 Lasa ianao nandao ny tany Tsy hipody intsony Embona no sisa Lasa ianao nandao ny tany Tsy hipody intsony Alahelo sisa Chorus Tsy eo intsony Tsy eo intsony ianao Tsy eo intsony Tena tsy eo intsony Outro Ah Tsy eo intsony Tsy eo intsony Tsy eo intsony Tsy eo,tsy eo intsony Tena,tena tsy eo intsony
The song "TSY EO INTSONY" by Nony Mouv is often interpreted as a reflection on emotional struggles, inner pain, and raw self-expression. The lyrics dive into personal feelings and vulnerability.
Nony Mouv is an emerging artist known for emotional and expressive music, often categorized under underground hip-hop or pop.
You can stream the song on platforms such as Spotify, YouTube, SoundCloud, and Apple Music.
There may be unofficial uploads on YouTube, but Nony Mouv has not released an official music video at the time of writing.