🎵
Lyricaa

Nony Mouv - ALICE Lyrics

Here are the complete lyrics of the song "ALICE" by Nony Mouv, including background, meaning, and song info.

Lyrics for Nony Mouv - ALICE. Here’s a place where you can find the full lyrics to Nony Mouv - ALICE. Whether you're a long-time listener or a newcomer, we’ve made it easy for you to enjoy and understand every line of this track.
Explore the Meaning of Nony Mouv - ALICE Lyrics
Read Full Lyrics: COCAINE KRUEGER - 7683337

ALICE Lyrics by Nony Mouv

      

ALICE
by Nony Mouv

Verse 1
Indray mandeha mba nanao sary aho
Izay hitako toa miondrika ihany a!
Tsy haiko fa toa mitanondrik'avy
Fa ianao tena hafa mihitsy a!
Ry tovovavy kely izay tia mitsiky a!
Mba hotr'anahy variana manao sary
Saingy hoe tsisy mpiraharaha
Di'hozy aho hoe tena mitovy amin'anahy
Tsy kivy fa vao omay aza miezaka
Mba mikiry mafy mitady ny hatsarana
Di'hozy aho hoe na dia ratsy,asehoy ho hitan'i Mama
Tena faly izy,faly izy,aza hita indray ary hanakivy aho

Refrain
Iny ary,tsy efa ho impiry ary izay
Soa ihany,fa nataony indray ilay sary

Pre-Verse
Dia nataony ihany
Tampoka teo nefa toa nivaralila ilay fiara dia diso ilay sary toa nipitika niala ny pensilinao ry kiala

Verse 2
Nanomboka kivy izy
Tena ratsy loatra io ka natsipiny
Nanary ora sarobidy satria vita hatreo hono ny adidiny
Dia natsipy amin'ny tany ilay taratasy nanamboarany sary
Noraisiko mba ho jereko toa tsara
Manan-talenta izy,izay no azo ambara
Dia mba te hilaza aho hoe tohizo ry kiala
Kanefa indrisy ny ora milefa hatreto ny fetra hijanonako hiala ny fiara
Dia ahoana ny hatao fa matahotra ho tara aho?
Noraisiko ilay kitapoko dia niala aho(hmm)
Izy kosa mitanondrika,tsisy mpitodika mba hitrakàna fa

Verse 3
Nasiako antom-piverenana satria tena tsy manan-kianteherana mihitsy ianao
Di'hozy aho hoe tohizo ilay asanao
Aza miahotrahotra na menatra amin'ilay kiry
Halan'olona ianao fa mbola ho tiany
Aza kivy ianao manohy ny ezakao
Dia zakao,ity raiso ny pensily(Ayy)
Io fa faly
Io fa notohizany indray ity sary
Na dia sarotr'aza tsisy nofafany
Ny iafarany,vitany io ka nomeny ahy avy hatrany,tsara loatra ny hatsarany
Izay mba lany tamin'ny fomba ofisialy ilay fotoananao
Vita tsara ity asanao,ka dia misaotra anao kiala(Hey)

Outro
Tonga ity ny ora hifandaozana
Ny endrikao faly no nanao veloma
Mahafinaritra raha toa anao avy ny ankizy
Tia ezaka tsy dia be resaka
Sariaka endrika ianao no malefaka foana ry
 
ALICE  


    
"ALICE" is a song by Nony Mouv, known for its deep lyrics and unique sound. This song reflects themes of emotion, personal struggle, and introspection. It's especially popular among fans of alternative hip-hop / Pop.
If you're looking to understand the full meaning of "ALICE", you're in the right place. Below is the full lyric and more information about the artist Nony Mouv.

Song: ALICE

Artist: Nony Mouv

Listen on:

As we wrap up our lyrical escapade, share your thoughts on the echoes that resonated with you in ALICE by Nony Mouv. Music unites us, and your reflections add to the melody. Stay tuned for more musical discoveries!

What is the meaning of "ALICE" by Nony Mouv?

The song "ALICE" by Nony Mouv is often interpreted as a reflection on emotional struggles, inner pain, and raw self-expression. The lyrics dive into personal feelings and vulnerability.

Who is the artist Nony Mouv?

Nony Mouv is an emerging artist known for emotional and expressive music, often categorized under underground hip-hop or pop.

Where can I listen to "ALICE" by Nony Mouv?

You can stream the song on platforms such as Spotify, YouTube, SoundCloud, and Apple Music.

Is there an official music video for "ALICE"?

There may be unofficial uploads on YouTube, but Nony Mouv has not released an official music video at the time of writing.

YOU MIGHT ALSO LIKE